plt_tn/gen/09/08.md

12 lines
632 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Avy eo Andriamanitra niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy niaraka taminy
Efa niresaka tamin'izy ireo Andriamanitra. Izany andian-teny izany dia manamarika ny fiovana ny amin'izay horesahan'Andriamanitra. DH: "Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra" na "Ary dia nanohy niresaka Andriamanitra"
# Raha ny Amiko
Izany andian-teny izany dia ampiasain'ny teny Anglisy hanamarihana ny fiovana amin'izay resahan'Andriamanitra mahakasika izay tokony hataon'i Noa sy ireo zanany lahy sy izay hataon'Andriamanitra.
# Hanamafy ny fanekeko aminao
"hanao fanekena amiko sy aminao" Adikao toy ny ao amin'ny 6:18.