# Avy eo Andriamanitra niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy niaraka taminy Efa niresaka tamin'izy ireo Andriamanitra. Izany andian-teny izany dia manamarika ny fiovana ny amin'izay horesahan'Andriamanitra. DH: "Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra" na "Ary dia nanohy niresaka Andriamanitra" # Raha ny Amiko Izany andian-teny izany dia ampiasain'ny teny Anglisy hanamarihana ny fiovana amin'izay resahan'Andriamanitra mahakasika izay tokony hataon'i Noa sy ireo zanany lahy sy izay hataon'Andriamanitra. # Hanamafy ny fanekeko aminao "hanao fanekena amiko sy aminao" Adikao toy ny ao amin'ny 6:18.