plt_tn/gen/04/18.md

12 lines
314 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Enoka niteraka an'i Irada
Izany dia ilazana fa Enoka dia nihalehibe ary nanambady vehivavy. DH: "nihalehibe Enoka dia nanambady ary lasa rain'ny zazalahy kely nantsoina hoe Irada" (UDB)
# Irada tonga rain'i Mehojaela
"nanana zanaka lahy Irada ary nantsoiny hoe Mehojaela izy"
# Ada ... Zila
anaram-behivavy