# Enoka niteraka an'i Irada Izany dia ilazana fa Enoka dia nihalehibe ary nanambady vehivavy. DH: "nihalehibe Enoka dia nanambady ary lasa rain'ny zazalahy kely nantsoina hoe Irada" (UDB) # Irada tonga rain'i Mehojaela "nanana zanaka lahy Irada ary nantsoiny hoe Mehojaela izy" # Ada ... Zila anaram-behivavy