plt_tn/gen/04/16.md

16 lines
565 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niala tamin'ny fanatrehan'i Yaveh
Na dia manerana izao rehetra izao ary Yaveh, izany fomba fiteny izany dia miresaka toy ny hoe nandeha alavitra i Kaina. DH: "niala lavitra avy teo amin'ny niresahan'i Yaveh taminy"
# Noda
Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "ny teny hoe Noda dia midika 'mpirenireny.'"
# nandry taminy
Ny fiteninao dia mety hanana fomba fiteny mihaja ho an'izany . Ny dikan-teny tranainy manao hoe:"nahalala". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:1.
# Nanorina tanàna izy
"Nanorina tanàna i Kaina"