# niala tamin'ny fanatrehan'i Yaveh Na dia manerana izao rehetra izao ary Yaveh, izany fomba fiteny izany dia miresaka toy ny hoe nandeha alavitra i Kaina. DH: "niala lavitra avy teo amin'ny niresahan'i Yaveh taminy" # Noda Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "ny teny hoe Noda dia midika 'mpirenireny.'" # nandry taminy Ny fiteninao dia mety hanana fomba fiteny mihaja ho an'izany . Ny dikan-teny tranainy manao hoe:"nahalala". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:1. # Nanorina tanàna izy "Nanorina tanàna i Kaina"