plt_tn/gen/02/18.md

16 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hanamboarako namana sahaza azy izy
"Hanamboarako namana izay mety tsara aminy izy"
# ny bibin'ny saha sy ny voron'ny habakabaka rehetra
Ny andian-teny "eny an-tsaha" sy ny "an'ny habakabaka" dia milaza ny toerana ahitana ireo biby sy ireo vorona matetika. DH: "ireo karazana biby sy vorona rehetra."
# ny biby fiompy rehetra
"ny biby rehetra izay karakarain'ny olona"
# tsy nahitàna namana sahaza azy
DH: "tsy nisy namana mety ho azy"