# Hanamboarako namana sahaza azy izy "Hanamboarako namana izay mety tsara aminy izy" # ny bibin'ny saha sy ny voron'ny habakabaka rehetra Ny andian-teny "eny an-tsaha" sy ny "an'ny habakabaka" dia milaza ny toerana ahitana ireo biby sy ireo vorona matetika. DH: "ireo karazana biby sy vorona rehetra." # ny biby fiompy rehetra "ny biby rehetra izay karakarain'ny olona" # tsy nahitàna namana sahaza azy DH: "tsy nisy namana mety ho azy"