plt_tn/gal/04/26.md

12 lines
191 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# afaka
Eto ny hoe "afaka" dia midika hoe tsy voafatotra, tsy andevo.
# Mifalia
"Miravoravoa"
# ianao ry momba ... ianao izay tsy mijaly
Eto ny "ianao" dia manondro ilay vehivavy momba.