# afaka Eto ny hoe "afaka" dia midika hoe tsy voafatotra, tsy andevo. # Mifalia "Miravoravoa" # ianao ry momba ... ianao izay tsy mijaly Eto ny "ianao" dia manondro ilay vehivavy momba.