plt_tn/gal/03/13.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampatsiahy ireo mpino indray i Paoly fa ny fitandremana ny lalàna dia tsy afaka mamonjy ny olona iray ary tsy manisy fepetra vaovao amin'ny fampanantenana tamin'ny finoana nomena an'i Abrahama izany.
# tamin'ny ozon'ny lalàna
Ny anarana hoe "ozona" dia azo avadika ho matoanteny hoe "voaozona." DH: "tsy ho voaozona noho ny lalàna" na "tsy ho voaozona nohon'ny tsy fankatoavana ny lalàna"
# nahatongavany ho ozona ho anay
Ny anarana hoe "ozona" dia azo atao matoanteny. DH: "tamin'ny nahavoaozona Azy ho antsika" na "raha nozonin'Andriamanitra Izy raha tokony ho isika"
# tamin'ny ozon'ny lalàna ... nahatongavany ho ozona ho anay ... Voaozona izay rehetra
Eto ny ozona dia ilazana hoe meloka. DH: "mba tsy ho vaoheloky ny lalàna ... ho meloka raha tokony ho isika izany ... Meloka izay rehetra"
# mihantona amin'ny hazo
Miandry ireo mpamaky i Paoly mba hahatakatra fa nanondro an'i Jesosy nihantona teo amin'ny hazofijaliana izy.
# ahazoantsika
Tafiditra ao amin'io mpisolo-tena tampisaka "-tsika" io ireo olona izay hamaky ny taratasy.