plt_tn/gal/02/01.md

20 lines
839 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza ny tantaran'ny nandraisany ny filazantsara avy amin'Andriamanitra, fa tsy ireo apostoly, i Paoly.
# niakatra
"nandeha." Jerosalema dia tao amina tany avo. Noraisin'ireo Jiosy ho toy ny toerana akaikin'ny lanitra indrindra ihany koa i Jerosalema, koa dia miteny amin'ny fomba tsy ara-bekiteny i Paoly, na mety maneho ny dia sarotra sy miakatra hihazoana an'i Jerosalema io.
# ireo izay noheverina ho manan-danja aho
"ireo mpitarika manan-danja indrindra eo amin'ireo mpino"
# tsy nihazakazaka _ na efa nihazakazaka _ very maina aho
Ampisain'i Paoly ho sarin-teny ilazana ny asa ny fihazakazahana, mampiasa teny miverina indroa izy mba hanindriana fa nahazoany tombony ny asa vitany. DH: "nanao, na efa nanao, asa ahazoana tombony aho"
# very maina
"tsy misy tombony" na "fahatany"