# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza ny tantaran'ny nandraisany ny filazantsara avy amin'Andriamanitra, fa tsy ireo apostoly, i Paoly. # niakatra "nandeha." Jerosalema dia tao amina tany avo. Noraisin'ireo Jiosy ho toy ny toerana akaikin'ny lanitra indrindra ihany koa i Jerosalema, koa dia miteny amin'ny fomba tsy ara-bekiteny i Paoly, na mety maneho ny dia sarotra sy miakatra hihazoana an'i Jerosalema io. # ireo izay noheverina ho manan-danja aho "ireo mpitarika manan-danja indrindra eo amin'ireo mpino" # tsy nihazakazaka _ na efa nihazakazaka _ very maina aho Ampisain'i Paoly ho sarin-teny ilazana ny asa ny fihazakazahana, mampiasa teny miverina indroa izy mba hanindriana fa nahazoany tombony ny asa vitany. DH: "nanao, na efa nanao, asa ahazoana tombony aho" # very maina "tsy misy tombony" na "fahatany"