plt_tn/ezr/08/18.md

28 lines
747 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Serebia...Maly ...Hasabia...Jesaia...Merary
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Dia nandefa lehilahy iray...tamin'ny tanana tsaran'Andriamanitray izy ireo
Ny "tanana tsaran'Andriamanitra" dia manambara ny hatsaram-panahiny tamin'ny namatsiany azy ireo. DH: "Satria tsara fanahy taminay Andriamanitra, dia nandefa lehilahy aty aminay izy ireo"
# lehilahy malina
Io dia lehilahin'ny fahazavan-tsaina sy fahendrena.
# zanaka lahin'i Levy zanak'Israely
Eto ny hoe "Israely" dia anaran-dehilahy. Io dia anarana nomen'Andriamanitra an'i Jakoba.
# valo ambin'ny folo ...roapolo
18, 20.
# Jesaia
Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:4 io anaran-dehilahy io.
# ireo manam-boninahiny
olona izay manana fahefana miavaka ao anatin'ny rafitry ny governemanta