# Serebia...Maly ...Hasabia...Jesaia...Merary Ireo dia anaran-dehilahy. # Dia nandefa lehilahy iray...tamin'ny tanana tsaran'Andriamanitray izy ireo Ny "tanana tsaran'Andriamanitra" dia manambara ny hatsaram-panahiny tamin'ny namatsiany azy ireo. DH: "Satria tsara fanahy taminay Andriamanitra, dia nandefa lehilahy aty aminay izy ireo" # lehilahy malina Io dia lehilahin'ny fahazavan-tsaina sy fahendrena. # zanaka lahin'i Levy zanak'Israely Eto ny hoe "Israely" dia anaran-dehilahy. Io dia anarana nomen'Andriamanitra an'i Jakoba. # valo ambin'ny folo ...roapolo 18, 20. # Jesaia Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:4 io anaran-dehilahy io. # ireo manam-boninahiny olona izay manana fahefana miavaka ao anatin'ny rafitry ny governemanta