plt_tn/ezr/04/11.md

12 lines
484 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ity dia dika mitovy
Ampidirin'i Ezra ao amin'ny lahatsorany ny zava-misy ao amin'ny taratasy nalefa ho an'i Artaksersesy mpanjaka.
# Faritany Andafin'ny Ony
Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.
# tanàna mpikomy
Ny tanàna dia sarinteny hilazana ny vahoaka izay monina ao amin'izany. DH: "tanàna iray izay neritreretin'izy ireo honenana sy hikomiana aminao"