# Ity dia dika mitovy Ampidirin'i Ezra ao amin'ny lahatsorany ny zava-misy ao amin'ny taratasy nalefa ho an'i Artaksersesy mpanjaka. # Faritany Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9. # tanàna mpikomy Ny tanàna dia sarinteny hilazana ny vahoaka izay monina ao amin'izany. DH: "tanàna iray izay neritreretin'izy ireo honenana sy hikomiana aminao"