plt_tn/ezk/45/25.md

12 lines
426 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.
# Amin'ny volana fahafito, andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana
Ity dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Oktobra.
# any amin'ny firavoravoana
Ity dia firavoravoana hafa amin'ilay firavoravoana izay nofaritan'i Ezekiela teo aloha.