# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely. # Amin'ny volana fahafito, andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana Ity dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Oktobra. # any amin'ny firavoravoana Ity dia firavoravoana hafa amin'ilay firavoravoana izay nofaritan'i Ezekiela teo aloha.