plt_tn/ezk/17/19.md

12 lines
313 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy ny fianianako ve no nataony tsinontsinona ary ny fanekeko no nivadihany?
"ny fianianako no nataon'ny mpanjakan'i Jerosalema tsinontsinona ary ny fanekeko no nivadihany."
# Koa hitondra ny famaizany ho eo amin'ny lohany Aho
DH: "Ho saziako izy."
# ho lavon'ny sabatra
DH: "ho fatin'ny tafik'i Babylona"