# tsy ny fianianako ve no nataony tsinontsinona ary ny fanekeko no nivadihany? "ny fianianako no nataon'ny mpanjakan'i Jerosalema tsinontsinona ary ny fanekeko no nivadihany." # Koa hitondra ny famaizany ho eo amin'ny lohany Aho DH: "Ho saziako izy." # ho lavon'ny sabatra DH: "ho fatin'ny tafik'i Babylona"