forked from WA-Catalog/plt_tn
44 lines
1.3 KiB
Markdown
44 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ezekiela mitatitra hafatra izay omen' Andriamanitra azy.
|
||
|
|
||
|
# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
|
||
|
|
||
|
# zanak'olona
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho an'i Ezekiela. Ity fehezanteny ity no fiantombohan'ny teny izay lazain'i Yaveh amin'i Ezekiela. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
|
||
|
|
||
|
# manaova fampanonona ary milazà fanoharana
|
||
|
|
||
|
"omeo ankamantatra ho sainina izy ireo" na "lazao azy ireo ity tantara ity mba ho fanoharana" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# ankohonan'Israely
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.
|
||
|
|
||
|
# voromahery lehibe
|
||
|
|
||
|
"voromahery tena lehibe"
|
||
|
|
||
|
# volon'elatra lava, feno volom-borona
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "volon'elatra" dia midika hoe ilay farany ivelan'ireo elatra. Fandikana hafa: "ireo faran'ireo elany dia lava sady feno volom-borona"
|
||
|
|
||
|
# maro loko
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho an'ilay voromahery.
|
||
|
|
||
|
# Nanapaka ny tendron'ny ravina eo amin'ireo sampana izany
|
||
|
|
||
|
"nanapaka ny ampahany avo indrindra amin'ny hazo izany"
|
||
|
|
||
|
# nitondra ireo
|
||
|
|
||
|
"nitondra ny tendron'ireo hazo" na "nitondra ireo rantsan-kazo"
|
||
|
|
||
|
# namboly izany tao amin'ny tanànan'ireo mpivarotra izy
|
||
|
|
||
|
Ny mpivarotra dia olona izay mivarotra zavatra. "napetrany tao amin'ny tanàna izay nisy mpivarotra maro be izany" na "nambolen'ilay voromahery tao amin'ny tanàna izay fantatra amin'ireo tsenany ny tendron'ilay hazo"
|