plt_tn/ezk/12/19.md

12 lines
617 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hihinana ny mofony am-pangovitana izy ireo ary hisotro ny ranon'izy ireo eo am-pangovitana
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ay manamafy fa tena hatahotra ny vahoaka, eny fa na eo am-panaovana an'ireo zavatra mahazatra indrindra toy ny mihinana sy misotro aza. DH: "hiaina ny fiainana an-davan'andro amin-tahotra lehibe izy ireo."
# ho lao ireo tanàna izay tsy nisy mponina
Ny "lao" dia mamaritra ny toerana izay tsy misy na iza na iza mipetraka. DH: "ny olona ao amin'ireo tanàna dia hiala na ho faty"
# fantatrareo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikana ity fehezanteny ity tao amin'ny 6:6.