# Hihinana ny mofony am-pangovitana izy ireo ary hisotro ny ranon'izy ireo eo am-pangovitana Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ay manamafy fa tena hatahotra ny vahoaka, eny fa na eo am-panaovana an'ireo zavatra mahazatra indrindra toy ny mihinana sy misotro aza. DH: "hiaina ny fiainana an-davan'andro amin-tahotra lehibe izy ireo." # ho lao ireo tanàna izay tsy nisy mponina Ny "lao" dia mamaritra ny toerana izay tsy misy na iza na iza mipetraka. DH: "ny olona ao amin'ireo tanàna dia hiala na ho faty" # fantatrareo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikana ity fehezanteny ity tao amin'ny 6:6.