plt_tn/ezk/11/05.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela mpaminany.
# nidina tamiko ny Fanahin'i Yaveh
Ezekiela dia miresaka ny Fanahin'i Yaveh manome aingam-panahy sy manome hery azy mba haminany toy ny hoe nilatsaka teo aminy ny Fanahin'ny Yaveh. DH: "nanome hery ahy ny Fanahin'i Yaveh"
# ankohonan'Israely
Ny teny hoe "ankohonana" dia sarinteny ho an'ny fianakaviana, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita izay taranak'i Jakoba. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. DH: "vahoakan'Israely"
# araka izay lazainareo
"milaza ireo zavatra ireo ianareo." Ity dia maneho an'izay nolazain'ny vahoaka tao amin'ny 11:2.
# Ny olona izay novonoinareo ... no hena, ary ity tanàna ity no vilany
Yaveh dia miresaka an'ireo olona izay novonoin'izy ireo toy ny hoe didi-kena tsara izy ireo ary ilay tanàna toy ny hoe vilany izay nitahirizana na nandrahoana an'ilay hena izany. Jereo ny fomba nandikanao ity sarinteny ity tao amin'ny 11:2. DH: "Ny olona izay novonoinareo ... dia tahaka ny hena ao anaty vilany, ary ity tanàna ity no vilany.
# Kanefa ianareo dia entina miala
DH: "fa ho entiko mivoaka ianareo"