plt_tn/ezk/10/01.md

32 lines
727 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana izay nanomboka tao amin'ny 8:1.
# nankany amin'ny eloelo
"nankany amin'ny tafo miolakolana"
# kerobima
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:3.
# tahaka ny safira
Ny safira dia vato sarobidy miloko manga na maitso.
# manana endrika seza fiandrianana
"izay niendrika toy ny seza fiandrianana"
# Mandehana eo anelanelan'ireo kodia
Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "kodia" ao amin'ny 1:15.
# vain'afo mirehitra
Ny vain'afo dia ampahana hazo mirehitra tavela avy amin'ny afo. Mainty ireo, fa mamiratra mena sy volomboasary ireo rehefa tena mamay.
# aparitaho eo amin'ny tanàna izy ireo
"fafazo manerana ny tanàna ireo"