forked from WA-Catalog/plt_tn
727 B
727 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana izay nanomboka tao amin'ny 8:1.
nankany amin'ny eloelo
"nankany amin'ny tafo miolakolana"
kerobima
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:3.
tahaka ny safira
Ny safira dia vato sarobidy miloko manga na maitso.
manana endrika seza fiandrianana
"izay niendrika toy ny seza fiandrianana"
Mandehana eo anelanelan'ireo kodia
Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "kodia" ao amin'ny 1:15.
vain'afo mirehitra
Ny vain'afo dia ampahana hazo mirehitra tavela avy amin'ny afo. Mainty ireo, fa mamiratra mena sy volomboasary ireo rehefa tena mamay.
aparitaho eo amin'ny tanàna izy ireo
"fafazo manerana ny tanàna ireo"