plt_tn/exo/36/02.md

16 lines
538 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Bezalila
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.
# Oholiaba
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6.
# ireo olona manan-talenta izay nomen'i Yaveh saina amin'ny fahaiza-manao
Eto ny hoe "saina" dia manondro ny olona izay nataon'i Yaveh mahay manao. DH: "izay nomen'i Yaveh fahaiza-manao"
# izay nentanin'ny fony
Eto ny hoe "fo" dia manondro olona. Ny fo izay namaly an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe rano notarihin'ny tafio-drivotra. DH: "izay namaly an'Andriamanitra"