# Bezalila Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1. # Oholiaba Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6. # ireo olona manan-talenta izay nomen'i Yaveh saina amin'ny fahaiza-manao Eto ny hoe "saina" dia manondro ny olona izay nataon'i Yaveh mahay manao. DH: "izay nomen'i Yaveh fahaiza-manao" # izay nentanin'ny fony Eto ny hoe "fo" dia manondro olona. Ny fo izay namaly an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe rano notarihin'ny tafio-drivotra. DH: "izay namaly an'Andriamanitra"