plt_tn/exo/28/01.md

20 lines
396 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Antsoy ho eo aminao
Eto ny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy.
# Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Tsy maintsy manamboatra ianao
Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'i Mosesy.
# akanjo voatokana ho Ahy
DH: "akanjo izay hatokanao ho Ahy"