# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Antsoy ho eo aminao Eto ny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy. # Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara Ireo dia anaran-dehilahy. # Tsy maintsy manamboatra ianao Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'i Mosesy. # akanjo voatokana ho Ahy DH: "akanjo izay hatokanao ho Ahy"