plt_tn/exo/17/08.md

12 lines
277 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Refidima
Io dia anarana toerana any an'efitra.
# Dia niady tamin'ny Amalekita i Josoa
Manondro ireo Israelita izay notarihina tao amin'ny ady i Josoa. DH: "Koa i Josoa sy ireo lehilahy nofidiany hiady hanohitra ireo Amalekita"
# Hora
Hora dia naman'i Mosesy sy i Arona.