# Refidima Io dia anarana toerana any an'efitra. # Dia niady tamin'ny Amalekita i Josoa Manondro ireo Israelita izay notarihina tao amin'ny ady i Josoa. DH: "Koa i Josoa sy ireo lehilahy nofidiany hiady hanohitra ireo Amalekita" # Hora Hora dia naman'i Mosesy sy i Arona.