plt_tn/exo/15/17.md

20 lines
944 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hitondra azy ireo
Izay hitondran'Andriamanitra azy ireo dia afaka ambara mazava. Satria tsy mbola vonona i Mosesy tany Kanana, dia hampiasa ny hoe "maka" noho ny hoe "mitondra" ireo fiteny sasany. DH: "Haka ny vahoakanao ho any Kanana ianao"
# hamboly azy ireo eny an-tendrombohitra
Resahin'i Mosesy toy ny hoe hazo izay nambolen'Andriamanitra ny nanomezan'Andriamanitra ny olony ny tany izay hitoeran'izy ireo. DH: "nametraka azy ireo teo an-tendrombohitra" na "namela azy ireo hitoetra eo an-tendrombohitra"
# tendrombohitry ny lovanao
Io dia manondro ny Tendrombohitr'i Ziona ao an-tany Kanana.
# lovanao
Ny fampanantenan'Andriamanitra hanome ny tendrombohitra ho an'ny olony mandrakizay dia resahin'i Mosesy toy ny hoe omeny ho azy ireo ho lova izany. DH: "izay nomenao azy ireo ho lova"
# izay efa namboarin'ny tananao
Ny andian-teny hoe "ny tananao" dia manondro ny herin'Andriamanitra. DH: "izay namboarinao tamin'ny herinao"