plt_tn/exo/09/15.md

12 lines
510 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# naninjitra ny tanako ary namely anao
Eto ny hoe "tanako" dia manondro ny herin'Andriamanitra. "nampiasa ny heriko mba hamely anao" (UDB)
# mba hanambarana ny anarako manerana ny tany rehetra
Eto ny hoe "anarako" dia manondro ny lazan'Andriamanitra. DH: "mba hahalalan'ny vahoaka na aiza na aiza fa lehibe Aho"
# manandratra ny tenanao manohitra ireo vahoakako
Ny fanoheran'i Farao ny mba hamela ny Israely handeha hanompo an'i Yaveh dia resahana toy ny hoe hanandra-tena tahaka ny sakana amin'izy ireo.