# naninjitra ny tanako ary namely anao Eto ny hoe "tanako" dia manondro ny herin'Andriamanitra. "nampiasa ny heriko mba hamely anao" (UDB) # mba hanambarana ny anarako manerana ny tany rehetra Eto ny hoe "anarako" dia manondro ny lazan'Andriamanitra. DH: "mba hahalalan'ny vahoaka na aiza na aiza fa lehibe Aho" # manandratra ny tenanao manohitra ireo vahoakako Ny fanoheran'i Farao ny mba hamela ny Israely handeha hanompo an'i Yaveh dia resahana toy ny hoe hanandra-tena tahaka ny sakana amin'izy ireo.