plt_tn/exo/07/20.md

8 lines
328 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nihamafy ny fon'i Farao
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:11. DH: ''Nanjary nanohitra kokoa i Farao"
# tao anaty renirano
Ny anaran'ny renirano dia mety hazavaina. DH: "tao amin'ny reniranon'i Neily" (UDB)