# nihamafy ny fon'i Farao Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:11. DH: ''Nanjary nanohitra kokoa i Farao" # tao anaty renirano Ny anaran'ny renirano dia mety hazavaina. DH: "tao amin'ny reniranon'i Neily" (UDB)