plt_tn/exo/07/14.md

8 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mafy ny fon'i Farao
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:11. DH: ''Mafy loha i Farao"
# rehefa mivoaka ho any amin'ny rano izy
Mety azo hazavaina ny dikan'io fehezanteny feno io. DH: "rehefa midina ho any amin'ny reniranon'i Neily mba handro izy" (UDB)