# Mafy ny fon'i Farao Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:11. DH: ''Mafy loha i Farao" # rehefa mivoaka ho any amin'ny rano izy Mety azo hazavaina ny dikan'io fehezanteny feno io. DH: "rehefa midina ho any amin'ny reniranon'i Neily mba handro izy" (UDB)