plt_tn/exo/05/22.md

12 lines
624 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# "Ry Tompo, nahoana Ianao no nampidi-doza ireo olona ireo?
Io fanontaniana io dia maneho hoe ahoana ny hadisoam-panantenany fa nitondra ireo Israelita mafy kokoa ankehitriny ireo Egyptiana. DH: "Tompoko, malahelo aho fa nahatonga izao korontana izao tamin'ireo vahoaka ireo ianao."
# Nahoana aho no nalefanao voalohany?
Io fanontaniana io dia maneho hoe akory ny hadisoam-panantenan'i Mosesy fa naniraka azy tany Egypta Andriamanitra. DH: "Naleoko tsy mba naniraka ahy taty Ianao!"
# mba hiresaka aminy amin'ny anaranao
Ny teny hoe "anarana" eto dia manondro ny hafatr'Andriamanitra. DH: "mba hanome azy ny hafatrao"