# "Ry Tompo, nahoana Ianao no nampidi-doza ireo olona ireo? Io fanontaniana io dia maneho hoe ahoana ny hadisoam-panantenany fa nitondra ireo Israelita mafy kokoa ankehitriny ireo Egyptiana. DH: "Tompoko, malahelo aho fa nahatonga izao korontana izao tamin'ireo vahoaka ireo ianao." # Nahoana aho no nalefanao voalohany? Io fanontaniana io dia maneho hoe akory ny hadisoam-panantenan'i Mosesy fa naniraka azy tany Egypta Andriamanitra. DH: "Naleoko tsy mba naniraka ahy taty Ianao!" # mba hiresaka aminy amin'ny anaranao Ny teny hoe "anarana" eto dia manondro ny hafatr'Andriamanitra. DH: "mba hanome azy ny hafatrao"