forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
683 B
Markdown
24 lines
683 B
Markdown
|
# olona dimanjato"
|
||
|
|
||
|
"500 olona"
|
||
|
|
||
|
# zanaka lahy folo
|
||
|
|
||
|
"zanaka lahy 10"
|
||
|
|
||
|
# Dia inona izany no nataon'izy ireo tamin'ireo faritanin'ny mpanjaka sisa?
|
||
|
|
||
|
Nametraka io fanontaniana io ilay mpanjaka mba ampisehoana fa mino izy fa namono olona maro tany amin'ireo faritany hafa ihany koa ireo Jiosy. DH: "Mety efa namono mihoatra lavitra izy ireo tany amin'ireo faritanin'ny mpanjaka ambony".
|
||
|
|
||
|
# inona no ilainao
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "ilaina" dia azo hadika amin'ny teny hafa hoe "angatahinao";. DH: "inona no angatahinao?
|
||
|
|
||
|
# Homena anao izany
|
||
|
|
||
|
DH: "Homeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko izay angatahinao"
|
||
|
|
||
|
# Inona no fangatahanao
|
||
|
|
||
|
Izany dia azo hadika koa hoe "ilaina" DH: "Inona no ilainao?"
|