# olona dimanjato" "500 olona" # zanaka lahy folo "zanaka lahy 10" # Dia inona izany no nataon'izy ireo tamin'ireo faritanin'ny mpanjaka sisa? Nametraka io fanontaniana io ilay mpanjaka mba ampisehoana fa mino izy fa namono olona maro tany amin'ireo faritany hafa ihany koa ireo Jiosy. DH: "Mety efa namono mihoatra lavitra izy ireo tany amin'ireo faritanin'ny mpanjaka ambony". # inona no ilainao Ny teny hoe "ilaina" dia azo hadika amin'ny teny hafa hoe "angatahinao";. DH: "inona no angatahinao? # Homena anao izany DH: "Homeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko izay angatahinao" # Inona no fangatahanao Izany dia azo hadika koa hoe "ilaina" DH: "Inona no ilainao?"