plt_tn/est/06/07.md

16 lines
489 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# aoka ho entina ny akanjo fiandrianana
DH: "Aoka hisy olona hanatitra ny akanjo lava fiandrianana" na "lazao ireo mpanomponao mba hitondra ny akanjo lava fiandrianana"
# eo amin'ny lohany ny satro-boninahitra
Ny satro-boninahitra dia marika manokana izay mampiseho ny fianakavian'ny mpanjaka.
# Ary aoka ny akanjo sy ny soavaly homena
DH: "Ary aoka omena azy ireo ny akanjo sy ny soavaly"
# aoka izy ireo hanambara
"Aoka ny manamboninahitra mendri-kaja sy ireo mpanompo hanambara"