# aoka ho entina ny akanjo fiandrianana DH: "Aoka hisy olona hanatitra ny akanjo lava fiandrianana" na "lazao ireo mpanomponao mba hitondra ny akanjo lava fiandrianana" # eo amin'ny lohany ny satro-boninahitra Ny satro-boninahitra dia marika manokana izay mampiseho ny fianakavian'ny mpanjaka. # Ary aoka ny akanjo sy ny soavaly homena DH: "Ary aoka omena azy ireo ny akanjo sy ny soavaly" # aoka izy ireo hanambara "Aoka ny manamboninahitra mendri-kaja sy ireo mpanompo hanambara"