plt_tn/est/01/05.md

28 lines
536 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rehefa tapitra ireo andro ireo
"Any amin'ny faran'ny firavoravoana"
# firavoravoana nandritry ny fito andro
Izany dia firavoravoana faharoa izay natokana ho an'ireo manam-pahefana tao Sosana. DH: "firavoravoana iray hafa izay naharitra fito andro"
# fito
7
# lapa
Fitoeran'ny mpanjaka
# Sosana
Tanàn-dehiben'ireo mpanjaka Persana
# lampivato
Ny "lampivato" dia vato miloko sy voarafitra hapetaka eny amin'ny sary mba hanintona
# porfira
Izy io dia karazam-bato miloko mena sy volom-parasy izay misy potika vato Krystaly