# rehefa tapitra ireo andro ireo "Any amin'ny faran'ny firavoravoana" # firavoravoana nandritry ny fito andro Izany dia firavoravoana faharoa izay natokana ho an'ireo manam-pahefana tao Sosana. DH: "firavoravoana iray hafa izay naharitra fito andro" # fito 7 # lapa Fitoeran'ny mpanjaka # Sosana TanĂ n-dehiben'ireo mpanjaka Persana # lampivato Ny "lampivato" dia vato miloko sy voarafitra hapetaka eny amin'ny sary mba hanintona # porfira Izy io dia karazam-bato miloko mena sy volom-parasy izay misy potika vato Krystaly