plt_tn/eph/03/10.md

16 lines
700 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana any an-danitra hahalala ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra
'''Andriamanitra dia hampahafantatra ny halehiben'ny fahendreny amin'ireo mpanapaka sy manam-pahefana any an-danitra amin'ny alalan'ny fiangonana''
# mpanapaka sy manam-pahefana
Ireo teny ireo dia mitovy dika. Paoly mampiasa ireo miaraka mba hanamafisana fa ny ara-panahy rehetra dia hahafantatra ny fahendren'Andriamanitra.
# any an-danitra
''any amin'ny tontolo tsy hita maso." Ny teny hoe ''lanitra'' dia maneho ny toerana misy an'Andriamanitra. Jereo ny nanaovanao izany tao amin'ny 1:3.
# ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra
Ny fahendren'Andriamanitra tsy takatry ny saina