# ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana any an-danitra hahalala ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra '''Andriamanitra dia hampahafantatra ny halehiben'ny fahendreny amin'ireo mpanapaka sy manam-pahefana any an-danitra amin'ny alalan'ny fiangonana'' # mpanapaka sy manam-pahefana Ireo teny ireo dia mitovy dika. Paoly mampiasa ireo miaraka mba hanamafisana fa ny ara-panahy rehetra dia hahafantatra ny fahendren'Andriamanitra. # any an-danitra ''any amin'ny tontolo tsy hita maso." Ny teny hoe ''lanitra'' dia maneho ny toerana misy an'Andriamanitra. Jereo ny nanaovanao izany tao amin'ny 1:3. # ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra Ny fahendren'Andriamanitra tsy takatry ny saina